plt_tn/1ki/18/09.md

808 B

Inona no fahotako ... mba hamonoany ahy?

Obadia dia nangataka ity fanontainana hanamafisana ny loza amin'ny tenany noho ny hatezeran'i Ahaba tamin'i Elia. D.H: "tsy mbola nanaratsy anao aho ... mba hamonoany ahy."

atolotra eo an-tanan'i Ahaba ny mpanomponao

"tanana" dia sarinteny amin'ny hery sy fahefana. D.H: "afahao amin'i Ahaba ny mpanomponao"

mpanomponao,

Obadia dia maneho ny tenany ho mpanompon'i Elia mba hankatoavany an'i Elia.

Raha mbola velona koa Yaveh Andriamanitrao

Ity dia voady iray nampiasaina hanasongadinana fa izay lazainy dia marina.

sy misy firenena ... izay tsy nandefasan'ny tompoko olona

D.H: "ny tompoko dia nandefa olona eny rehetra eny"

Nefa ankehitriny

Ity andian-teny ity dia nampiasaina hanamafisana ny loza amin'izay nolazain'i Elia ho ataon'i Obadia.