# Inona no fahotako ... mba hamonoany ahy? Obadia dia nangataka ity fanontainana hanamafisana ny loza amin'ny tenany noho ny hatezeran'i Ahaba tamin'i Elia. D.H: "tsy mbola nanaratsy anao aho ... mba hamonoany ahy." # atolotra eo an-tanan'i Ahaba ny mpanomponao "tanana" dia sarinteny amin'ny hery sy fahefana. D.H: "afahao amin'i Ahaba ny mpanomponao" # mpanomponao, Obadia dia maneho ny tenany ho mpanompon'i Elia mba hankatoavany an'i Elia. # Raha mbola velona koa Yaveh Andriamanitrao Ity dia voady iray nampiasaina hanasongadinana fa izay lazainy dia marina. # sy misy firenena ... izay tsy nandefasan'ny tompoko olona D.H: "ny tompoko dia nandefa olona eny rehetra eny" # Nefa ankehitriny Ity andian-teny ity dia nampiasaina hanamafisana ny loza amin'izay nolazain'i Elia ho ataon'i Obadia.