plt_tn/1ki/18/07.md

12 lines
246 B
Markdown

# Elia tompoko
Eto ny teny "tompo" dia nampiasaina araka ny teny fanajana.
# Mandehana teneno ny tomponao hoe: 'Indro, ato Elia.
Eto ny teny "tompoko" dia maneho an'i Ahaba.
# Indro
Ny teny "indro" et dia manampy fanamafisana izay manaraka.