plt_tn/1ki/18/07.md

246 B

Elia tompoko

Eto ny teny "tompo" dia nampiasaina araka ny teny fanajana.

Mandehana teneno ny tomponao hoe: 'Indro, ato Elia.

Eto ny teny "tompoko" dia maneho an'i Ahaba.

Indro

Ny teny "indro" et dia manampy fanamafisana izay manaraka.