# Elia tompoko Eto ny teny "tompo" dia nampiasaina araka ny teny fanajana. # Mandehana teneno ny tomponao hoe: 'Indro, ato Elia. Eto ny teny "tompoko" dia maneho an'i Ahaba. # Indro Ny teny "indro" et dia manampy fanamafisana izay manaraka.