plt_tn/1ki/17/17.md

16 lines
414 B
Markdown

# ny zanaky ravehivavy, izay tompon'ny trano
"ny zanaky ravehivavy izay tompon'ny trano."
# ka tsy niaina intsony izy
ity dia fomba mihaja hilazàna ny nahafaty an-drazazaly. D.H: "nijanona ny ainy" na "maty izy"
# lehilahin'Andriamanitra
Ny andian-teny "lehilahin'Andriamanitra" dia mpaminany kely iray hafa.
# ny fahotako
Ity dia midika hota amin'ny nakapobeny fa tsy hota manokana? D.H: "amin'ny hotako"