# ny zanaky ravehivavy, izay tompon'ny trano "ny zanaky ravehivavy izay tompon'ny trano." # ka tsy niaina intsony izy ity dia fomba mihaja hilazàna ny nahafaty an-drazazaly. D.H: "nijanona ny ainy" na "maty izy" # lehilahin'Andriamanitra Ny andian-teny "lehilahin'Andriamanitra" dia mpaminany kely iray hafa. # ny fahotako Ity dia midika hota amin'ny nakapobeny fa tsy hota manokana? D.H: "amin'ny hotako"