plt_tn/1ki/17/17.md

414 B

ny zanaky ravehivavy, izay tompon'ny trano

"ny zanaky ravehivavy izay tompon'ny trano."

ka tsy niaina intsony izy

ity dia fomba mihaja hilazàna ny nahafaty an-drazazaly. D.H: "nijanona ny ainy" na "maty izy"

lehilahin'Andriamanitra

Ny andian-teny "lehilahin'Andriamanitra" dia mpaminany kely iray hafa.

ny fahotako

Ity dia midika hota amin'ny nakapobeny fa tsy hota manokana? D.H: "amin'ny hotako"