plt_tn/1ki/15/33.md

839 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity toko ity dia miresaka ny fomba naha lasa mpanjaka an'i Basa. Ireo andininy dia manomboka miresaka ny mahakasika an'i Basa ho mpanjakan'Israely.

Tirza

Ity dia anaran-tanàna.

izay ratsy teo imason'i Yaveh

Ny eo imason'i Yaveh dia maneho ny fitsaran'i Yaveh. D.H: "izay ratsy teo amin'ny fitsaràn'i Yaveh" na "izay heverin'i Yaveh ho ratsy"

nanaraka ny fomban'i Jeroboama

Ny fanarahana dia mampiseho toertra. D.H: "ireo zavatra mitovy izay efa nataon'i Jeroboama."

ny fahotany izay nitarihany ny Israely hanota.

Mety ny dika hoe "ny azy" na "izy" dia maneho an'i 1) Basa na 2) Jeroboama.

izay nitarihany ny Israely hanota.

Ny fitarihana ny olona hanao zavatra dia maneho fitarihana azy ireo hanao zavatra. D.H: "ka tamin'ny alalan'ny fihiràna, no nitarihany an'Israely hanota."