# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity toko ity dia miresaka ny fomba naha lasa mpanjaka an'i Basa. Ireo andininy dia manomboka miresaka ny mahakasika an'i Basa ho mpanjakan'Israely. # Tirza Ity dia anaran-tanàna. # izay ratsy teo imason'i Yaveh Ny eo imason'i Yaveh dia maneho ny fitsaran'i Yaveh. D.H: "izay ratsy teo amin'ny fitsaràn'i Yaveh" na "izay heverin'i Yaveh ho ratsy" # nanaraka ny fomban'i Jeroboama Ny fanarahana dia mampiseho toertra. D.H: "ireo zavatra mitovy izay efa nataon'i Jeroboama." # ny fahotany izay nitarihany ny Israely hanota. Mety ny dika hoe "ny azy" na "izy" dia maneho an'i 1) Basa na 2) Jeroboama. # izay nitarihany ny Israely hanota. Ny fitarihana ny olona hanao zavatra dia maneho fitarihana azy ireo hanao zavatra. D.H: "ka tamin'ny alalan'ny fihiràna, no nitarihany an'Israely hanota."