plt_tn/1ki/15/33.md

24 lines
839 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity toko ity dia miresaka ny fomba naha lasa mpanjaka an'i Basa. Ireo andininy dia manomboka miresaka ny mahakasika an'i Basa ho mpanjakan'Israely.
# Tirza
Ity dia anaran-tanàna.
# izay ratsy teo imason'i Yaveh
Ny eo imason'i Yaveh dia maneho ny fitsaran'i Yaveh. D.H: "izay ratsy teo amin'ny fitsaràn'i Yaveh" na "izay heverin'i Yaveh ho ratsy"
# nanaraka ny fomban'i Jeroboama
Ny fanarahana dia mampiseho toertra. D.H: "ireo zavatra mitovy izay efa nataon'i Jeroboama."
# ny fahotany izay nitarihany ny Israely hanota.
Mety ny dika hoe "ny azy" na "izy" dia maneho an'i 1) Basa na 2) Jeroboama.
# izay nitarihany ny Israely hanota.
Ny fitarihana ny olona hanao zavatra dia maneho fitarihana azy ireo hanao zavatra. D.H: "ka tamin'ny alalan'ny fihiràna, no nitarihany an'Israely hanota."