plt_tn/1ki/15/16.md

504 B

tamin'ny andron'izy ireo rehetra

Ny teny "andro" dia manambara vanim-potoana, ary "ny andron'izy ireo rehetra" dia maneho ireo vanim-potoana izay naha mpanjaka an'i Asa sy Basa. D.H: "ny fotoana rehetra izay nanjakan'izy ireo teo amin'i Joda sy Israely."

Nanao herisetra tamin'i Joda

"nanafika an'i Joda"

nanangana an'i Rama

Izany dia midika fa ny tafik'i Basa no nambabo an'i Rama voalohany. Ny dikan'ity fanambarana feno ity dia azo atao mazava tsara. D.H: "nambabo sy niaro mafy an'i Rama"