# tamin'ny andron'izy ireo rehetra Ny teny "andro" dia manambara vanim-potoana, ary "ny andron'izy ireo rehetra" dia maneho ireo vanim-potoana izay naha mpanjaka an'i Asa sy Basa. D.H: "ny fotoana rehetra izay nanjakan'izy ireo teo amin'i Joda sy Israely." # Nanao herisetra tamin'i Joda "nanafika an'i Joda" # nanangana an'i Rama Izany dia midika fa ny tafik'i Basa no nambabo an'i Rama voalohany. Ny dikan'ity fanambarana feno ity dia azo atao mazava tsara. D.H: "nambabo sy niaro mafy an'i Rama"