forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
504 B
Markdown
12 lines
504 B
Markdown
|
# tamin'ny andron'izy ireo rehetra
|
||
|
|
||
|
Ny teny "andro" dia manambara vanim-potoana, ary "ny andron'izy ireo rehetra" dia maneho ireo vanim-potoana izay naha mpanjaka an'i Asa sy Basa. D.H: "ny fotoana rehetra izay nanjakan'izy ireo teo amin'i Joda sy Israely."
|
||
|
|
||
|
# Nanao herisetra tamin'i Joda
|
||
|
|
||
|
"nanafika an'i Joda"
|
||
|
|
||
|
# nanangana an'i Rama
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika fa ny tafik'i Basa no nambabo an'i Rama voalohany. Ny dikan'ity fanambarana feno ity dia azo atao mazava tsara. D.H: "nambabo sy niaro mafy an'i Rama"
|