plt_tn/1ki/15/12.md

482 B

ireo lehilahy mpijangajanga

Ity dia mety maneho amin'ireo mpijangajanga izay nifandray tamin'ny fanompoan-tsampy sy ireo lehilahy rehetra. D.H: "fivavahana mijangajanga" na "ireo mpijangajanga izay niasa ho an'ireo sampy" na "mpijangajanga lahy"

Nokapain'i Asa ilay sampy maharikoriko;

Hatramin'ny naha mpanjaka an'i Asa, efa niteny an'ireo manam-pahefany hamotika ireo sampy izy. D.H: "Asa no nahatonga ireo sampy ho simba" na "Asa no nanao ireo sampy maharikoriko ho rava"