# ireo lehilahy mpijangajanga Ity dia mety maneho amin'ireo mpijangajanga izay nifandray tamin'ny fanompoan-tsampy sy ireo lehilahy rehetra. D.H: "fivavahana mijangajanga" na "ireo mpijangajanga izay niasa ho an'ireo sampy" na "mpijangajanga lahy" # Nokapain'i Asa ilay sampy maharikoriko; Hatramin'ny naha mpanjaka an'i Asa, efa niteny an'ireo manam-pahefany hamotika ireo sampy izy. D.H: "Asa no nahatonga ireo sampy ho simba" na "Asa no nanao ireo sampy maharikoriko ho rava"