plt_tn/1ki/15/12.md

8 lines
482 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo lehilahy mpijangajanga
Ity dia mety maneho amin'ireo mpijangajanga izay nifandray tamin'ny fanompoan-tsampy sy ireo lehilahy rehetra. D.H: "fivavahana mijangajanga" na "ireo mpijangajanga izay niasa ho an'ireo sampy" na "mpijangajanga lahy"
# Nokapain'i Asa ilay sampy maharikoriko;
Hatramin'ny naha mpanjaka an'i Asa, efa niteny an'ireo manam-pahefany hamotika ireo sampy izy. D.H: "Asa no nahatonga ireo sampy ho simba" na "Asa no nanao ireo sampy maharikoriko ho rava"