plt_tn/1ki/15/09.md

16 lines
580 B
Markdown

# Tamin'ny taona faha roapolo nanjakan'i Jeroboama mpanjakan'ny Israely
Ity dia maneho ny taona faha roapolo nanjakan'i Rehoboama. D.H: "taorian'ny naha mpanjakan'Israely an'i Jeroboama nandritry ny roapolo taona maninjitra"
# Tamin'ny taona faha roapolo
" tamin'ny taona faha 20"
# raika amby efapolo taona
iray taona- "41 taona"
# Nanao ny marina teo imason'i Yaveh
Ny maso eto dia maneho fahitàna, ary ny fahitàna dia maneho fitsaràna. Yaveh dia nahita ka nankasitraka ireo asan'i Asa. D.H: "fa Yaveh dia hitsara amin'ny marina" na "fa Yaveh dia hihevitra ny marina"