# Tamin'ny taona faha roapolo nanjakan'i Jeroboama mpanjakan'ny Israely Ity dia maneho ny taona faha roapolo nanjakan'i Rehoboama. D.H: "taorian'ny naha mpanjakan'Israely an'i Jeroboama nandritry ny roapolo taona maninjitra" # Tamin'ny taona faha roapolo " tamin'ny taona faha 20" # raika amby efapolo taona iray taona- "41 taona" # Nanao ny marina teo imason'i Yaveh Ny maso eto dia maneho fahitàna, ary ny fahitàna dia maneho fitsaràna. Yaveh dia nahita ka nankasitraka ireo asan'i Asa. D.H: "fa Yaveh dia hitsara amin'ny marina" na "fa Yaveh dia hihevitra ny marina"