plt_tn/1ki/15/09.md

580 B

Tamin'ny taona faha roapolo nanjakan'i Jeroboama mpanjakan'ny Israely

Ity dia maneho ny taona faha roapolo nanjakan'i Rehoboama. D.H: "taorian'ny naha mpanjakan'Israely an'i Jeroboama nandritry ny roapolo taona maninjitra"

Tamin'ny taona faha roapolo

" tamin'ny taona faha 20"

raika amby efapolo taona

iray taona- "41 taona"

Nanao ny marina teo imason'i Yaveh

Ny maso eto dia maneho fahitàna, ary ny fahitàna dia maneho fitsaràna. Yaveh dia nahita ka nankasitraka ireo asan'i Asa. D.H: "fa Yaveh dia hitsara amin'ny marina" na "fa Yaveh dia hihevitra ny marina"