plt_tn/1ki/14/29.md

1.2 KiB

moa ve tsy efa voasoratra ao anatin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda ireo?

Ny fanontaniana dia fampisainana ary nampiasaina ho an'ny fanasongadinana. D.H: "ireo dia voasoratra tao amin'ny bokin'ny tantaran'ny bokin'ny mpanjakan'i Joda." na "azonao vakiana ireo ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda."

Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda

Ity dia maneho ny boky izay tsy misy intsony.

Nisy ady mandrakariva

"Nisy ady nitohy tamin'izany" na "Nisy ady naharitra tamin'izany"

ady teo amin'i Rehoboama sy Jeroboama

Ireo anaran'ny mpanjaka dia midika ady teo amin'ireo tafik'i Rehoboama sy Jeroboama. D.H: "ireo tafik'i Rehoboama sy Jeroboama dia niady teo am-piadiana foana foana." (UDB) na "Rehoboama sy ny vahoakany ary Jeroboama sy ny vahoakany dia mbola nanohy niady teo am-piadiana."

nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny

Ny nahafatesan'i Rehoboama dia voalaza toy ny hoe nahalavo azy.

niaraka nalevina tamin'izy ireo

D.H: "nandevina azy ny olona"

Nama

Ity dia anarana vehivavy.

Abia zanany lahy

"Abia zanaka lahin'i Rehoboama"

lasa mpanjaka teo amin'ny toerany.

Ny andian-teny "teo amin'ny toerany" dia midika fomba fiteny hoe "fa tsy ny azy." D.H: "lasa mpanajaka afa tsy Rehoboama"