forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.2 KiB
Markdown
36 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# moa ve tsy efa voasoratra ao anatin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda ireo?
|
||
|
|
||
|
Ny fanontaniana dia fampisainana ary nampiasaina ho an'ny fanasongadinana. D.H: "ireo dia voasoratra tao amin'ny bokin'ny tantaran'ny bokin'ny mpanjakan'i Joda." na "azonao vakiana ireo ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda."
|
||
|
|
||
|
# Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda
|
||
|
|
||
|
Ity dia maneho ny boky izay tsy misy intsony.
|
||
|
|
||
|
# Nisy ady mandrakariva
|
||
|
|
||
|
"Nisy ady nitohy tamin'izany" na "Nisy ady naharitra tamin'izany"
|
||
|
|
||
|
# ady teo amin'i Rehoboama sy Jeroboama
|
||
|
|
||
|
Ireo anaran'ny mpanjaka dia midika ady teo amin'ireo tafik'i Rehoboama sy Jeroboama. D.H: "ireo tafik'i Rehoboama sy Jeroboama dia niady teo am-piadiana foana foana." (UDB) na "Rehoboama sy ny vahoakany ary Jeroboama sy ny vahoakany dia mbola nanohy niady teo am-piadiana."
|
||
|
|
||
|
# nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny
|
||
|
|
||
|
Ny nahafatesan'i Rehoboama dia voalaza toy ny hoe nahalavo azy.
|
||
|
|
||
|
# niaraka nalevina tamin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
D.H: "nandevina azy ny olona"
|
||
|
|
||
|
# Nama
|
||
|
|
||
|
Ity dia anarana vehivavy.
|
||
|
|
||
|
# Abia zanany lahy
|
||
|
|
||
|
"Abia zanaka lahin'i Rehoboama"
|
||
|
|
||
|
# lasa mpanjaka teo amin'ny toerany.
|
||
|
|
||
|
Ny andian-teny "teo amin'ny toerany" dia midika fomba fiteny hoe "fa tsy ny azy." D.H: "lasa mpanajaka afa tsy Rehoboama"
|