# moa ve tsy efa voasoratra ao anatin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda ireo? Ny fanontaniana dia fampisainana ary nampiasaina ho an'ny fanasongadinana. D.H: "ireo dia voasoratra tao amin'ny bokin'ny tantaran'ny bokin'ny mpanjakan'i Joda." na "azonao vakiana ireo ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda." # Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda Ity dia maneho ny boky izay tsy misy intsony. # Nisy ady mandrakariva "Nisy ady nitohy tamin'izany" na "Nisy ady naharitra tamin'izany" # ady teo amin'i Rehoboama sy Jeroboama Ireo anaran'ny mpanjaka dia midika ady teo amin'ireo tafik'i Rehoboama sy Jeroboama. D.H: "ireo tafik'i Rehoboama sy Jeroboama dia niady teo am-piadiana foana foana." (UDB) na "Rehoboama sy ny vahoakany ary Jeroboama sy ny vahoakany dia mbola nanohy niady teo am-piadiana." # nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny Ny nahafatesan'i Rehoboama dia voalaza toy ny hoe nahalavo azy. # niaraka nalevina tamin'izy ireo D.H: "nandevina azy ny olona" # Nama Ity dia anarana vehivavy. # Abia zanany lahy "Abia zanaka lahin'i Rehoboama" # lasa mpanjaka teo amin'ny toerany. Ny andian-teny "teo amin'ny toerany" dia midika fomba fiteny hoe "fa tsy ny azy." D.H: "lasa mpanajaka afa tsy Rehoboama"