plt_tn/1ki/14/27.md

653 B

Nanao ampinga...i Rehoboama

Eto ny hoe "Rehoboama mpanjaka" dia manambara olona izay miasa ho azy hanao ampinga. D.H: "Ireo mpiasan'i Rehoboama mpanajaka dia nanao ampinga"

teo amin'ny toeran'izy ireo

"teo amin'ny toeran'ny ampinga volamena"

nanankina ireo teo an-tanan'ireo mpifehy

Eto ny "tanana" dia maneho fikarakarana na fandraisana andraikitra. D.H: "manao azy ireo ho mpandray andraikitrin'ny mpibaiko"

izay niambina ny varavaran'ny tranon'ny mpanjaka

Eto ny "varavarana" dia manambara fidirana. D.H: "izay miambina ny fidiran'ny tranon'ny mpanajaka"

nolanjain'ireo mpiambina ireo

"ny mpiambina dia hanao ny apinga volamena"