# Nanao ampinga...i Rehoboama Eto ny hoe "Rehoboama mpanjaka" dia manambara olona izay miasa ho azy hanao ampinga. D.H: "Ireo mpiasan'i Rehoboama mpanajaka dia nanao ampinga" # teo amin'ny toeran'izy ireo "teo amin'ny toeran'ny ampinga volamena" # nanankina ireo teo an-tanan'ireo mpifehy Eto ny "tanana" dia maneho fikarakarana na fandraisana andraikitra. D.H: "manao azy ireo ho mpandray andraikitrin'ny mpibaiko" # izay niambina ny varavaran'ny tranon'ny mpanjaka Eto ny "varavarana" dia manambara fidirana. D.H: "izay miambina ny fidiran'ny tranon'ny mpanajaka" # nolanjain'ireo mpiambina ireo "ny mpiambina dia hanao ny apinga volamena"