plt_tn/1ki/14/27.md

20 lines
653 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nanao ampinga...i Rehoboama
Eto ny hoe "Rehoboama mpanjaka" dia manambara olona izay miasa ho azy hanao ampinga. D.H: "Ireo mpiasan'i Rehoboama mpanajaka dia nanao ampinga"
# teo amin'ny toeran'izy ireo
"teo amin'ny toeran'ny ampinga volamena"
# nanankina ireo teo an-tanan'ireo mpifehy
Eto ny "tanana" dia maneho fikarakarana na fandraisana andraikitra. D.H: "manao azy ireo ho mpandray andraikitrin'ny mpibaiko"
# izay niambina ny varavaran'ny tranon'ny mpanjaka
Eto ny "varavarana" dia manambara fidirana. D.H: "izay miambina ny fidiran'ny tranon'ny mpanajaka"
# nolanjain'ireo mpiambina ireo
"ny mpiambina dia hanao ny apinga volamena"