plt_tn/1ki/14/23.md

20 lines
756 B
Markdown

# Fa izy ireo ihany koa dia nanamboatra
Ny teny hoe "izy ireo" eto manondro ny vahoakan'i Joda.
# nanamboatra...ho an'ny tenan'izy ireo
"nanamboatra ho an'izay ilan'izy ireo izany"
# manerana ny tendrombohitra sy teny ambany hazo maitso
Io dia tahaka ny itatra izay manondro fa nisy toerana maro tahaka ireo hanompoana ireo andriamani-tsy izy nanerana ny tanàna. DH: "teny amin'ireo havoana avo sy tany ambany hazo maitso"
# ireo lehilahy nivaro-tena
"mpitety finoana" na "lehilahy janga." Mety manondro ireo lehilahy janga izay nifandraika tamin'ny fanompoana sampy izany.
# fahavetavetana fanaon'ireo firenena
Eto ny teny hoe "firenena" dia manambara ny olona ao amin'ireo firenena ireo. DH: "ireo zavatra izay efa nataon'ny olona ihany, izay"