# Fa izy ireo ihany koa dia nanamboatra Ny teny hoe "izy ireo" eto manondro ny vahoakan'i Joda. # nanamboatra...ho an'ny tenan'izy ireo "nanamboatra ho an'izay ilan'izy ireo izany" # manerana ny tendrombohitra sy teny ambany hazo maitso Io dia tahaka ny itatra izay manondro fa nisy toerana maro tahaka ireo hanompoana ireo andriamani-tsy izy nanerana ny tanĂ na. DH: "teny amin'ireo havoana avo sy tany ambany hazo maitso" # ireo lehilahy nivaro-tena "mpitety finoana" na "lehilahy janga." Mety manondro ireo lehilahy janga izay nifandraika tamin'ny fanompoana sampy izany. # fahavetavetana fanaon'ireo firenena Eto ny teny hoe "firenena" dia manambara ny olona ao amin'ireo firenena ireo. DH: "ireo zavatra izay efa nataon'ny olona ihany, izay"