plt_tn/1ki/14/23.md

756 B

Fa izy ireo ihany koa dia nanamboatra

Ny teny hoe "izy ireo" eto manondro ny vahoakan'i Joda.

nanamboatra...ho an'ny tenan'izy ireo

"nanamboatra ho an'izay ilan'izy ireo izany"

manerana ny tendrombohitra sy teny ambany hazo maitso

Io dia tahaka ny itatra izay manondro fa nisy toerana maro tahaka ireo hanompoana ireo andriamani-tsy izy nanerana ny tanàna. DH: "teny amin'ireo havoana avo sy tany ambany hazo maitso"

ireo lehilahy nivaro-tena

"mpitety finoana" na "lehilahy janga." Mety manondro ireo lehilahy janga izay nifandraika tamin'ny fanompoana sampy izany.

fahavetavetana fanaon'ireo firenena

Eto ny teny hoe "firenena" dia manambara ny olona ao amin'ireo firenena ireo. DH: "ireo zavatra izay efa nataon'ny olona ihany, izay"