plt_tn/1ki/14/06.md

667 B

Nahoana ianao no mody manao olon-kafa?

Io fanontaniana io dia maneho fa fantatr'i Ahia fa nanova endrika izy. DH: "Aza mody manao olona hafa intsony; fantatro hoe iza ianao."

Nirahina hilaza vaovao ratsy ho anao aho

DH: "Nilaza tamiko ny hanome ireo vaovao ratsy taminao Yaveh"

Nasandratro...ianao

"Nampiakatra anao aho"

Nesoriko...ny fanjakana

Nanala ny ankabeazan'ny fanjakana an-keriny tahaka ny olona mandrovitra ny akanjony Andriamanitra.

nanaraka Ahy

"nankatoa Ahy"

ny marina eo imasoko

Ny maso dia manambara ny fahitana, ary ny fahitana dia manambara ireo hevitra sy fitsarana. DH: "izay tsaraiko fa marina" na "izay heveriko ho marina"