plt_tn/1ki/14/06.md

24 lines
667 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nahoana ianao no mody manao olon-kafa?
Io fanontaniana io dia maneho fa fantatr'i Ahia fa nanova endrika izy. DH: "Aza mody manao olona hafa intsony; fantatro hoe iza ianao."
# Nirahina hilaza vaovao ratsy ho anao aho
DH: "Nilaza tamiko ny hanome ireo vaovao ratsy taminao Yaveh"
# Nasandratro...ianao
"Nampiakatra anao aho"
# Nesoriko...ny fanjakana
Nanala ny ankabeazan'ny fanjakana an-keriny tahaka ny olona mandrovitra ny akanjony Andriamanitra.
# nanaraka Ahy
"nankatoa Ahy"
# ny marina eo imasoko
Ny maso dia manambara ny fahitana, ary ny fahitana dia manambara ireo hevitra sy fitsarana. DH: "izay tsaraiko fa marina" na "izay heveriko ho marina"