# Nahoana ianao no mody manao olon-kafa? Io fanontaniana io dia maneho fa fantatr'i Ahia fa nanova endrika izy. DH: "Aza mody manao olona hafa intsony; fantatro hoe iza ianao." # Nirahina hilaza vaovao ratsy ho anao aho DH: "Nilaza tamiko ny hanome ireo vaovao ratsy taminao Yaveh" # Nasandratro...ianao "Nampiakatra anao aho" # Nesoriko...ny fanjakana Nanala ny ankabeazan'ny fanjakana an-keriny tahaka ny olona mandrovitra ny akanjony Andriamanitra. # nanaraka Ahy "nankatoa Ahy" # ny marina eo imasoko Ny maso dia manambara ny fahitana, ary ny fahitana dia manambara ireo hevitra sy fitsarana. DH: "izay tsaraiko fa marina" na "izay heveriko ho marina"