plt_tn/1ki/13/31.md

465 B

nandevina azy izy ireo

Eto ny teny hoe "izy" dia manondro ilay mpaminany antitra ary ny teny hoe "azy" dia manondro ilay lehilahin'Andriamanitra.

Ampandrio eo akaikin'ny taolany ny taolako

Eto ny hoe "taolako" dia manambara ny vatany manontolo. DH: "Ampandrio eo akaikin'ny taolany ny fatiko"

ireo trano rehetra any amin'ny toerana avo

Ny fampahalalana efa fantatra dia hoe trano fanompoana ireo. DH: "ireo trano fanompoana eny amin'ireo toerana masina"