# nandevina azy izy ireo Eto ny teny hoe "izy" dia manondro ilay mpaminany antitra ary ny teny hoe "azy" dia manondro ilay lehilahin'Andriamanitra. # Ampandrio eo akaikin'ny taolany ny taolako Eto ny hoe "taolako" dia manambara ny vatany manontolo. DH: "Ampandrio eo akaikin'ny taolany ny fatiko" # ireo trano rehetra any amin'ny toerana avo Ny fampahalalana efa fantatra dia hoe trano fanompoana ireo. DH: "ireo trano fanompoana eny amin'ireo toerana masina"