plt_tn/1ki/13/31.md

12 lines
465 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nandevina azy izy ireo
Eto ny teny hoe "izy" dia manondro ilay mpaminany antitra ary ny teny hoe "azy" dia manondro ilay lehilahin'Andriamanitra.
# Ampandrio eo akaikin'ny taolany ny taolako
Eto ny hoe "taolako" dia manambara ny vatany manontolo. DH: "Ampandrio eo akaikin'ny taolany ny fatiko"
# ireo trano rehetra any amin'ny toerana avo
Ny fampahalalana efa fantatra dia hoe trano fanompoana ireo. DH: "ireo trano fanompoana eny amin'ireo toerana masina"