plt_tn/1ki/13/14.md

608 B

ilay mpaminany antitra

Io dia manondro ny mpaminany izay nipetraka tany Betela.

hoy izy taminy

"nilaza tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra ilay mpaminany antitra"

namaly izy

"namaly ilay lehilahin'Andriamanitra"

Andao hiaraka amiko

"midira any an-tranonao"

amin'izany toerana izany

"any Betela"

nandidiana ahy tamin'ny tenin'i Yaveh izany

DH: "nandidy ahy tamin'ny teniny Yaveh"

tamin'ny tenin'i Yaveh

Io dia fomba fiteny izay midika fa niteny Yaveh. Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatr'i Yaveh. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 6:11. DH: "tamin'ny hafatr'i Yaveh"