plt_tn/1ki/13/14.md

28 lines
608 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ilay mpaminany antitra
Io dia manondro ny mpaminany izay nipetraka tany Betela.
# hoy izy taminy
"nilaza tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra ilay mpaminany antitra"
# namaly izy
"namaly ilay lehilahin'Andriamanitra"
# Andao hiaraka amiko
"midira any an-tranonao"
# amin'izany toerana izany
"any Betela"
# nandidiana ahy tamin'ny tenin'i Yaveh izany
DH: "nandidy ahy tamin'ny teniny Yaveh"
# tamin'ny tenin'i Yaveh
Io dia fomba fiteny izay midika fa niteny Yaveh. Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatr'i Yaveh. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 6:11. DH: "tamin'ny hafatr'i Yaveh"