# ilay mpaminany antitra Io dia manondro ny mpaminany izay nipetraka tany Betela. # hoy izy taminy "nilaza tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra ilay mpaminany antitra" # namaly izy "namaly ilay lehilahin'Andriamanitra" # Andao hiaraka amiko "midira any an-tranonao" # amin'izany toerana izany "any Betela" # nandidiana ahy tamin'ny tenin'i Yaveh izany DH: "nandidy ahy tamin'ny teniny Yaveh" # tamin'ny tenin'i Yaveh Io dia fomba fiteny izay midika fa niteny Yaveh. Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatr'i Yaveh. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 6:11. DH: "tamin'ny hafatr'i Yaveh"