plt_tn/1ki/13/04.md

555 B

maty ilay tanana izay nahinjiny tamin'ilay lehilahy

DH: "Nataon'i Yaveh maty ny tanana izay nahinjiny tamin'ilay lehilahy"

maty

"nalemy" na "lasa tsy nahetsika" (UDB)

Niparitaka ihany koa ilay alitara

DH: "nanaparitaka ny alitara ihany koa Yaveh"

araka ny voafaritr'ilay famantarana izay nomen'ilay lehilahin'Andriamanitra nohon'ny tenin'i Yaveh

DH: "araka ny nofaritan'ilay lehilahin'Andriamanitra tamin'ireo tenin'i Yaveh izay ho famantarana"

ny tenin'i Yaveh

Eto ny hoe "teny" dia manondro ny hafatr'i Yaveh. DH: "ny hafatr'i Yaveh"