plt_tn/1ki/13/04.md

20 lines
555 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# maty ilay tanana izay nahinjiny tamin'ilay lehilahy
DH: "Nataon'i Yaveh maty ny tanana izay nahinjiny tamin'ilay lehilahy"
# maty
"nalemy" na "lasa tsy nahetsika" (UDB)
# Niparitaka ihany koa ilay alitara
DH: "nanaparitaka ny alitara ihany koa Yaveh"
# araka ny voafaritr'ilay famantarana izay nomen'ilay lehilahin'Andriamanitra nohon'ny tenin'i Yaveh
DH: "araka ny nofaritan'ilay lehilahin'Andriamanitra tamin'ireo tenin'i Yaveh izay ho famantarana"
# ny tenin'i Yaveh
Eto ny hoe "teny" dia manondro ny hafatr'i Yaveh. DH: "ny hafatr'i Yaveh"