# maty ilay tanana izay nahinjiny tamin'ilay lehilahy DH: "Nataon'i Yaveh maty ny tanana izay nahinjiny tamin'ilay lehilahy" # maty "nalemy" na "lasa tsy nahetsika" (UDB) # Niparitaka ihany koa ilay alitara DH: "nanaparitaka ny alitara ihany koa Yaveh" # araka ny voafaritr'ilay famantarana izay nomen'ilay lehilahin'Andriamanitra nohon'ny tenin'i Yaveh DH: "araka ny nofaritan'ilay lehilahin'Andriamanitra tamin'ireo tenin'i Yaveh izay ho famantarana" # ny tenin'i Yaveh Eto ny hoe "teny" dia manondro ny hafatr'i Yaveh. DH: "ny hafatr'i Yaveh"