plt_tn/1ki/13/01.md

1.2 KiB

Nisy lehilahin'Andriamanitra avy any Joda tonga tao Betela nohon'ny tenin'i Yaveh

Ny fampahalalana efa mazava dia hoe naniraka lehilahin'Andriamanitra tany Betela Yaveh. DH: "nandefa lehilahin'Andriamanitra avy tany Joda ho any Betela Yaveh"

lehilahin'Andriamanitra

Io dia anaranan'ny mpaminany hafa. DH: "mpaminany"

ny tenin'i Yaveh

Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatr'i Yaveh. DH: "ny hafatr'i Yaveh"

Nihikiaka tamin'ny alitara...izy

Eto ny hoe "izy" dia manondro ilay lehilahin'Andriamanitra.

Nihikiaka tamin'ny alitara

Midika izany fa naminany tany amin'ny alitara tamin'ny feo mafy sy manameloka izy. DH: "naminany mafy tamin'ny alitara"

Alitara! Alitara!

Niresaka tamin'ny alitara toy ny hoe olona izay afaka mandre azy ny mpaminany. Nolazainy indroa izany mba hanindriana.

lehilahy antsoina hoe Josia hateraka amin'ny fianakavian'i Davida

Eto ny hoe "fianakavian'i Davida" dia manondro ireo taranak'i Davida. DH: "hanan-janaka antsoina hoe Josia ny taranak'i Davida iray"

Handoro...izy ireo

Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro an'i Josia sy ny olona niaraka taminy.

hiparitaka ny alitara, ary hiraraka ny lavenona eo aminy

DH: "Hanaparitaka ny alitara Yaveh ka hiraraka amin'ny tany ireo lavenona eo amin'izany"