plt_tn/1ki/12/20.md

12 lines
452 B
Markdown

# Rehefa rèn'ny Israely rehetra
Ny hoe "Israely rehetra" dia filaza masaka izay midika hoe ireo lehilahin'Israely mahavita azy izay manambara ny olona rehetra amin'ny sarinteny. DH: "ren'ireo mpitariky ny Israely rehetra"
# mpanjakan'i Israely rehetra
Ny hoe "Israely" dia tsy mazava ary midika fa nikomy tamin'i Rehoboama ireo foko folo any avaratra. DH: "mpanjakan'ny fokon'Israely 10 rehetra"
# ny fianakavian'i Davida
"ireo taranak'i Davida"