# Rehefa rèn'ny Israely rehetra Ny hoe "Israely rehetra" dia filaza masaka izay midika hoe ireo lehilahin'Israely mahavita azy izay manambara ny olona rehetra amin'ny sarinteny. DH: "ren'ireo mpitariky ny Israely rehetra" # mpanjakan'i Israely rehetra Ny hoe "Israely" dia tsy mazava ary midika fa nikomy tamin'i Rehoboama ireo foko folo any avaratra. DH: "mpanjakan'ny fokon'Israely 10 rehetra" # ny fianakavian'i Davida "ireo taranak'i Davida"