plt_tn/1ki/12/20.md

452 B

Rehefa rèn'ny Israely rehetra

Ny hoe "Israely rehetra" dia filaza masaka izay midika hoe ireo lehilahin'Israely mahavita azy izay manambara ny olona rehetra amin'ny sarinteny. DH: "ren'ireo mpitariky ny Israely rehetra"

mpanjakan'i Israely rehetra

Ny hoe "Israely" dia tsy mazava ary midika fa nikomy tamin'i Rehoboama ireo foko folo any avaratra. DH: "mpanjakan'ny fokon'Israely 10 rehetra"

ny fianakavian'i Davida

"ireo taranak'i Davida"