plt_tn/1ki/11/23.md

20 lines
511 B
Markdown

# Rezona...Eliada...Hadadezera
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Zoba...Damaskosy...Arama
Ireo dia anaran-toerana.
# nandresy...i Davida
"Davida" dia manondro ireo tafik'i Davida iray manontolo. DH: "rehefa nandresy ny tafik'i Davida"
# ny andron'i Solomona rehetra
Eto ny teny hoe "andro" dia manondro fe-potoana ary ny hoe "Solomona" dia manondro ny zavatra rehetra ambany fahefany. DH: "ny fotoana rehetra izay nifehezan'i Solomona"
# Nankahala an'i Israely i Rezona
"Nankahala mafy an'Israely i Rezona "