plt_tn/1ki/11/23.md

511 B

Rezona...Eliada...Hadadezera

Ireo dia anaran-dehilahy.

Zoba...Damaskosy...Arama

Ireo dia anaran-toerana.

nandresy...i Davida

"Davida" dia manondro ireo tafik'i Davida iray manontolo. DH: "rehefa nandresy ny tafik'i Davida"

ny andron'i Solomona rehetra

Eto ny teny hoe "andro" dia manondro fe-potoana ary ny hoe "Solomona" dia manondro ny zavatra rehetra ambany fahefany. DH: "ny fotoana rehetra izay nifehezan'i Solomona"

Nankahala an'i Israely i Rezona

"Nankahala mafy an'Israely i Rezona "