# Rezona...Eliada...Hadadezera Ireo dia anaran-dehilahy. # Zoba...Damaskosy...Arama Ireo dia anaran-toerana. # nandresy...i Davida "Davida" dia manondro ireo tafik'i Davida iray manontolo. DH: "rehefa nandresy ny tafik'i Davida" # ny andron'i Solomona rehetra Eto ny teny hoe "andro" dia manondro fe-potoana ary ny hoe "Solomona" dia manondro ny zavatra rehetra ambany fahefany. DH: "ny fotoana rehetra izay nifehezan'i Solomona" # Nankahala an'i Israely i Rezona "Nankahala mafy an'Israely i Rezona "