plt_tn/1ki/11/14.md

463 B

Hadada

Io dia anaran-dehilahy.

Rehefa tao Edoma i Davida...satria i Hadada dia mbola zazalahy kely.

Io dia zavatra fototra izay nitranga tany aloha be.

Joaba sy Israely rehetra

Ny teny hoe "Israely rehetra" dia manondro ny tafik'Israely. DH: "Joaba sy ny tafik'Israely rehetra"

Fa i Hadada dia nalain'ireo mpanompon'ny rainy tao Egypta niaraka tamin'ireo Edomita hafa

"Nefa naka azy niaraka tamin'ireo Edomita hafa ireo mpanompon'ny rain'i Hadada"