# Hadada Io dia anaran-dehilahy. # Rehefa tao Edoma i Davida...satria i Hadada dia mbola zazalahy kely. Io dia zavatra fototra izay nitranga tany aloha be. # Joaba sy Israely rehetra Ny teny hoe "Israely rehetra" dia manondro ny tafik'Israely. DH: "Joaba sy ny tafik'Israely rehetra" # Fa i Hadada dia nalain'ireo mpanompon'ny rainy tao Egypta niaraka tamin'ireo Edomita hafa "Nefa naka azy niaraka tamin'ireo Edomita hafa ireo mpanompon'ny rain'i Hadada"